Salama daholo,
Indro ary ny cagnotte izay ahafahatsika mandray anjara amin'ny ezaka caméra sy internet ho an'ny Fiangonantsika Andramahavola Vatofehizoro. Izany dia afahana mampita ny sary sy feo en direct ny culte amin'ny kalitao tsara sy manarapenitra.
Izany dia ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
Mankasitraka